Entry | 1 mavitribitrika |
Root | 2 vitribitrika |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Matanjaka ary mazoto, marisika hanao zavatra: Aoka havitribitrika rehefa miasa fa aza milasilasy toy izao [1.1] |
Synonyms | 5 mavitrika |
Updated on 2023/01/05 |