Entry | 1 mavitribitrika |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Matanjaka ary mazoto, marisika hanao zavatra: Aoka havitribitrika rehefa miasa fa aza milasilasy toy izao |
Root | 4 vitribitrika |
Synonyms | 5 mavitrika |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |