Entry | 1 mavitrika |
Root | 2 vitrika |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Matanjaka ary mazoto, marisika hanao zavatra: Aoka havitrika rehefa miasa fa aza milasilasy toy izao |
Explanations in English |
5 [1.7] nimble, quick |
Explanations in French |
6 [1.8] leste, agile |
Synonyms | 7 mavitribitrika |
Proverbs | 8 Proverbs containing the word mavitrika |
Updated on 2024/12/11 |