Entry | 1 mavitrika |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Matanjaka ary mazoto, marisika hanao zavatra: Aoka havitrika rehefa miasa fa aza milasilasy toy izao |
Explanations in English |
4 [1.7] nimble, quick |
Explanations in French |
5 [1.8] leste, agile |
Root | 6 vitrika |
Synonyms | 7 mavitribitrika |
Proverbs | 8 Proverbs containing the word mavitrika |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |