|
|
|
|

Entry1  kintana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Vaingan-javatra mirehitra mamirapiratra eny amin' ny habakabaka amin' ny alina izay tsy tokony hafangaro amin' ny planeta, ka ny anavahana azy dia ny hazavany mihalontralona [1.1]
Explanations in English  4  a star [1.7]
Explanations in French  5  étoile [1.8]
Examples  6  Ny kintana sy ny volana amin'ny alina ny andrandrainy sy mahazatra ny masony [2.470]
Vocabulary  7  Astronomy
Compound words 
Zoonyms 
Ethnonyms 
Titles  14  Ilay kintana mainty (Rapatsalahy Paul)
15  Ilay Kintana mamirapiratra : Tantaran' olona tamin' ny andron' ny Menalamba (Rajohanesa Philippe)
Proverbs  16  Proverbs containing the word kintana
Quotes  17  Texts mentioning kintana
Article  18  Randzavola: kintana ao amin' ny Baiboly

Anagrams  19  kintana, nankaty, natakin, natanik, tankina

Updated on 2023/08/12