|
|
|
|

Entry1  kiraro
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Karazam-pitafiana afono ny tongotra mba hiaro azy, izay matetika vita amin' ny hodi-biby, na indraindray koa amin' ny fingotra na lamba
Explanations in English  4  [1.7] shoes
Explanations in French  5  [1.3#334] souliers, pantoufles
6  [1.8] soulier; chaussure
Examples  7  [2.4] Efa lasa lavitra vao nampidiriko ny kiraro.
8  [2.285] Ianao tsy mba manana kiraro intelo miova toy ny hafa ve?
9  [2.472] Mbola nipoapoaka ihany ny daka kiraro tamin' ny tehezana, ny kibo, ny loha.
Morphology 
10  Simple :
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  25  Proverbs containing the word kiraro
Article  26  Randzavola: kiraro ao amin' ny Baiboly

Anagrams  27  arorik, kiraro, korira, rariko, rorika

Updated on 2025/03/30