|
|
|
|

Entry1  kiraro verinia
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1#496] kiraro vita tamin' ny hoditra mangirangirana
Examples  4  [2.499] Ny ambiny hatao kiraro verinia, ba lasoa, akanjo lasoa, lamba lasoa.
5  [1.222] Vohana kely ny vata misy azy, ka mibanjina eo kelikely, vao lasa indray manohatra ilay kiraro verinia avo voditongotra mampiseho ba anoloana
Elementary words  6  kiraro, verinia

Updated on 2024/12/07