Entry |
kiry
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Filofosana: Raha tsy misy kiry tsy vita ny zavadehibe toy itony Ditra, fitazonana madity ny hevitry ny tena: Be kiry koa Ravehivavy itỳ: efa lazaina fa tsy izany no izy ka mbola mibohika ihany [1.1]
|
Explanations in English | Obstinacy [1.7]
|
Explanations in French | Entêtement [1.8]
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
|
Entry |
kiry
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Volo fotsy iray na vitsy maningana eo afovoan' ny hafa rehetra mainty Zavatra na olona na biby vokatry ny fikambanan' ny karazana samihafa; safitra Volo eo anilan' ny sofina [1.1]
|
|
Entry |
kiry
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
fiovana
[1.78]
|
|
Entry |
kiry
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Bara, Taisaka]
nendra
[1.78]
|
| [Tanosy]
hatina
[1.78]
|
Vocabulary |
|
Entry |
kiry
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Tankarana]
Croix grecque. [1.19]
|
Synonyms | |
|