|
|
|
|

Entry1  nendra
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Health
Explanations in Malagasy  4  Aretin-koditra sady mamohehatra no mahafaty haingana: mafana, mangotrakotraka izay voany, dia mipoitra hatina mandoaka sy mangirifiry eran' ny tena. [1.1]
5  areti-mifindra ary mamela holatra raha tsy voatsabo [1.13]
Explanations in English  6  the small-pox. See kiria, lavira. [swa. Ndui.] [1.2]
7  smallpox [1.7]
Explanations in French  8  petite vérole, variole [1.54]
9  variole [1.8, 1.13]
Examples  10  Araka ny filazan' ireo razambeny avy dia ny nendra no aretina nandripaka fahiny. [2.472#]
Synonyms  11  ky, kiria, lavira
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word nendra

Anagrams  17  ndrañe, nendra

Updated on 2023/08/15