|
|
|
|

Entry1  nendra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Aretin-koditra sady mamohehatra no mahafaty haingana: mafana, mangotrakotraka izay voany, dia mipoitra hatina mandoaka sy mangirifiry eran' ny tena.
4  [1.13] areti-mifindra ary mamela holatra raha tsy voatsabo
Explanations in English  5  [1.2] the small-pox. See kiria, lavira. [swa. Ndui.]
6  [1.7] smallpox
Explanations in French  7  [1.54] petite vérole, variole
8  [1.8, 1.13] variole
Examples  9  [2.472#] Araka ny filazan' ireo razambeny avy dia ny nendra no aretina nandripaka fahiny.
Vocabulary  10  Health
Synonyms  11  ky, kiria, lavira
Compound words 
Proverbs  21  Proverbs containing the word nendra

Anagrams  22  nandre, ndraƱe, nendra

Updated on 2025/02/02