|
|
|
|

Entry1  kisoa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Biby karazan' ny lambo, ompian' ny olona noho ny henany izay matsiro sy be taviny. Taloha ny kisoa nomena ny anarana koa hoe "lambo resy"
Explanations in English  4  [1.7] a pig
Explanations in French  5  [1.54] porc
6  [1.8] porc, cochon
Examples  7  Raha sarotin-doiloy, aza mividy lohan-kisoa. [2.69#]
8  Fady kisoa mamoavary izahay, fa akoho zahana. [2.499#41]
Vocabulary  9  Zoology: mammals
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Proverbs  19  Proverbs containing the word kisoa
Article  20  Randzavola: kisoa ao amin' ny Baiboly

Anagrams  21 

Updated on 2025/01/21