Entry | 1 kizahina |
Root | 2 kizaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Esoina, tsinina; tenenina mafy, levilevena: Aza kizahina toy izany mandavan-taona izy sao kivy amin' ny farany [1.1] |
Explanations in English |
5 to be mocked [1.7] |
Explanations in French |
6 qu'on ridiculise [1.3#342, 1.8] 7 Dont on se moque, qu’on critique, qu'on malmène [1.3#342] |
Examples |
8 Hazo fotsy navadiky ny rano aho, ka na hitsangana na hitsivalana dia tsy zehena, tsy kizahina; [2.69#] 9 Alahatra ny olom-baroera, ary ny mpivarotra eo ivohony, ka saritsarihina sy kilakilaina, atosi-tosika, savasavaina, kizahina. [1.437#] |
Morphology |
|
Anagrams | 14 hakizany, hizakany, kizahina |
Updated on 2023/02/28 |