Entry | 1 kizaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fiteny amim-pahasiahana, na somary mandatsa sy maneso; famelivelezana, fandevilevena mafy, faniniana |
Explanations in English |
4 [1.7] reproach, mockery |
Explanations in French |
5 [1.3#341, 1.8] reproche, raillerie 6 [1.3#341] moquerie, mépris. critique |
Examples |
7 [2.643#] Ny kizaka dia teny tezitra feno fanesoana sy faniniana ary fanomezan-tsiny. |
Derivatives |
|
Anagrams | 13 akizak, kizaka |
Updated on 2025/03/30 |
![]() |