|
|
|
|

Entry (1/3)1  kobay
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Karazam-pery vokatry ny mikraoby azo amin' ny fahalotoam-pitondran-tena. (Toa mamorofotra kely foana no fisehoan' ny kobay voalohany, dia mandroso ihany ka manjary toy ny hatina, izay potsitra dia tonga fery) [1.1]
Explanations in French  4  Comme Kibay. [1.3#343]
Vocabulary  5  Health

Entry (2/3)6  kobay
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  tehina, kibay [Bara] [1.78]
9  kibay [Sihanaka] [1.78]
10  tehina [Taisaka, Bezanozano] [1.78]
Explanations in French  11  bâton. [Tankarana] [1.19]
Synonyms  12  kibay, kobay bory
Proverbs  13  Proverbs containing the word kobay

Entry (3/3)14  kobay
Root  15  koba
Part of speech  16  imperative of passive verb kobaina [Full list]

Anagrams  17  aboik, akibo, baiko, bikao, bikoa, boaky, boika, bokai, kiboa, KiobĂ , kobai, kobay

Updated on 2023/02/27