Entry (1/2) | 1 koja |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fitandremana manokana atao amin' ny zavatra, mitovy amin' ny hoe karakara, saingy ampiasaina kokoa kosa raha zavatra madinika no tenenina na fikarakarana amin' ny lafiny madinidinika: Ianao no hiandraikitra ny kojan-tokantrano 4 Andinindininy: Tsy ho haiko ny hilaza izao kojany rehetra izao. [1.1] |
Explanations in French |
5 Soins minutieux, attentions fines, délicates [1.3#348] |
Derivatives |
|
Synonyms | 8 kojakoja |
Entry (2/2) | 9 koja |
Part of speech | 10 conjunction [Full list] |
Explanations in Malagasy |
11 kosa : Anareo koza ka ba mañisy an'io ango valaña io (Ianareo kosa aza mba manao io teotra ratsinareo io) [Tanala]
[1.78] |
Anagrams | 12 jako, koja |
Updated on 2024/02/28 |