Entry | 1 kojakoja |
Root | 2 koja |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fitandremana manokana atao amin' ny zavatra, mitovy amin' ny hoe karakara, saingy ampiasaina kokoa kosa raha zavatra madinika no tenenina na fikarakarana amin' ny lafiny madinidinika: Ianao no hiandraikitra ny kojakojan-tokantrano 5 Andinindininy: Tsy ho haiko ny hilaza izao kojakojany rehetra izao. [1.1] |
Explanations in English |
6 details requiring close attention; attention to details [1.7] |
Explanations in French |
7 détails qui exigent l'attention; attention aux détails [1.8] 8 soins minutieux, entretien; accessoires, fournitures, pièces détachées [1.13.fr#113] |
Examples |
9 Nitondra tsihy, harona, kojakoja ilaina ao amin' ny tokantrano toy ny sotro. [1.508#] 10 Nasehony izany teo amin' ny fananganana ny lainy, ny fanamboarana fatana fahandroan-tsakafo, ny fanaovana fefy sy kojakoja isan-karazany hanatsarana ny tanàna. [2.356#] |
Derivatives |
|
Synonyms | 16 koja |
Compound words |
|
Anagrams | 20 jakojako, jokajoka, kojakoja |
Updated on 2023/07/02 |