Entry |
koloina
(kolo)
|
Part of speech | passive verb
|
Explanations in Malagasy | Amboarina sy karakaraina fatratra [1.13]
|
| Tezaina sy beazina saina, fo sy fanahy hanana toetra sy mendrika araka ny fitsipi-pitondran-tena
mifanandrify amin' ny fomba amam-panaon' ny fiarahamonina ivelomana ary mitatra amin' ny fiarahamonina hafa:
Koloina mba hanana fahaiza-miaina sy fahaiza-manao ary hanana ny maha izy azy ny taranaka Tandremana sy karakaraina ary kokakojaina fatatra mba ho soa sy haharitra:
Tsy ny saina sy fo amam-panahy ihany no koloina fa ny vatana indrindra koa [1.62]
|
Explanations in French | Entretenu, cultivé [1.13]
|
Examples | Zava-dehibe tokoa ny kolontsaina ka koloina sy tehirizina fatratra.
[2.445]
|
|