|
|
|
|

Entry1  koloina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.13] amboarina sy karakaraina fatratra
4  [1.62#625] tezaina sy beazina saina, fo sy fanahy hanana toetra sy mendrika araka ny fitsipi-pitondran-tena mifanandrify amin' ny fomba amam-panaon' ny fiarahamonina ivelomana ary mitatra amin' ny fiarahamonina hafa: Koloina mba hanana fahaiza-miaina sy fahaiza-manao ary hanana ny maha izy azy ny taranaka
tandremana sy karakaraina ary kokakojaina fatatra mba ho soa sy haharitra: Tsy ny saina sy fo amam-panahy ihany no koloina fa ny vatana indrindra koa
Explanations in French  5  [1.13] entretenu, cultivĂ©
Examples  6  [2.445#81] Zava-dehibe tokoa ny kolontsaina ka koloina sy tehirizina fatratra.
Root  7  kolo

Anagrams  8  alokony, aloniko, ilokoan, ilonako, kinaolo, koloina, lokoany, lokonay, naoliko, nilokoa, nokaloi, nolakoi

Updated on 2025/01/21