Entry | 1 kolonely |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] manamboninahitra ambony amin' ny tafika an-tanety sy ana habakabaka, ambany manarakaraka ny jeneraly ary ambony noho ny lietnà kolonely; mitovy fahamboniana amin' ny capitaine de vaisseau amin' ny tafika andranomasina |
Vocabulary |
4 Military |
Compound words |
|
Titles | 6 Zara Hazondamosina velona avy amin'ny kôlônely Richard Ratsimandrava (Ramahatra Roland) |
Updated on 2024/12/09 |