Entry | 1 lietna-kolonely |
Elementary words | 2 lietnà, kolonely |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] manamboninahitra amin' ny foloalindahy an-tanety sy ana habakabaka, ambonin' ny komandà ary ambanin' ny kolonely; mitovy fahamboniana amin' ny capitaine de frégate amin' ny tafika an-dranomasina |
Vocabulary |
5 Military |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |