Entry (1/2) | 1 kompà |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fitaovan' ny mpandrafitra sy ny mpianatra anaovana soritra boribory tonga lafatra; misy tongony roa ny kompà, ka ny iray, maranitra, mitsatoka eo amin' ny ivon' ny boribory tian-katao ary ny iray kosa azo ahodina manodidina ka mamaritra ilay boribory [1.1] 4 fanjehy [1.13] |
Vocabulary |
5 Tools |
Derivatives |
|
Synonyms | 8 fanjehy, fanoritamparibolana |
Entry (2/2) | 9 kompa |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in French |
11 ébréché ; brèche. (drôña, bàña, ròmpa). [Tankarana]
[1.19] |
Anagrams | 12 kompa, kompà |
Updated on 2020/07/31 |