Entry (1/3) | 1 fanjehy |
Root | 2 zehy |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina manjehy, mandrefy amin' ny zehy 5 Azo zehena: Omby mitsangana tsy fanjehy [1.1] |
Entry (2/3) | 6 fanjehy |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 fitaovana entina manoritra faribolana [1.13] |
Explanations in French |
9 compas [1.13] |
Synonyms | 10 fanoritamparibolana, kompa |
Compound words |
|
Entry (3/3) | 15 fanjehy |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in French |
17 chenille. [Tankarana]
[1.19] |
Vocabulary |
18 Zoology: invertebrates |
Anagrams | 19 fanjehy, hifenja |
Updated on 2023/09/10 |