|
|
|
|

Entry1  zehy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Halavan-drefy hatreo amin' ny ankibe ka hatramin' ny tendron' ny fanondroadala henjanina tsara. Ny zehy dia fampiasa indrindra amin' ny fandrefesana farafara, sakan-tenona, hatevenan-drindrina: Ny halavan' ny zehy iray dia mitovy amin' ny voantondro valo na folo eo ho eo. (Marihina fa ny filazana ny refy amin' ny zehy dia hoe: irain-jehy, roan-jehy, telon-jehy sy ny sisa... fa tsy lazaina hoe: iray zehy na roa zehy na telo zehy
Explanations in English  4  [1.7] a span, about 8 inches or 20 cm
Explanations in French  5  [2.415] un empan depuis l' extrémité du pouce jusqu' à l' extrémité du petit doigt
6  [1.8] empan, environ 20 cm
Examples  7  zehy satria raha mahery zehy iray io dia refy. [2.436#]
Vocabulary  8  Space
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :
Compound words 

Updated on 2025/01/21