|
|
|
|

Entry1  kôntinanta
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1][kontinenta] Tany lehibe midadasika voafaritry ny ranomasim-be: Misy dimy ny kontinenta, dia i Afrika, i Amerika, i Aostralia, i Azia ary i Eoropa
4  [1.13] velaran-tany midadasika ohatra: Afrika
5  [1.62] tany lehibe midadasika voafaritry ny ranomasimbe. Misy dimy ny kôntinanta eto amin'izao tontolo izao: Amerika, Eorôpa, Azia, Aostralia ary Afrika.
Explanations in French  6  [1.13] continent
Vocabulary  7  Geography: (in general)
Synonyms  8  tanibe
Quotes  9  Texts mentioning kôntinanta

Updated on 2024/12/12