|
|
|
|

Entry1  tanibe
Elementary words  2  tany, be
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tany midadasika be izay andehanana lavitra tsy hita noanoa vao ahitana ranomasina: Misy dimy ny tanibe: i Afrika, i Amerika, i Azia, i Eoropa ary i Oseania
Vocabulary  5  Geography: (in general)
Synonyms  6  kontinanta

Anagrams  7 

Updated on 2025/01/21