Entry | 1 korataba |
Root | 2 kotaba |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Antsoantso mafy miharo dondòna sy paipaika ka mahatonga feo tsy ifandrenesana: Inona ihany izao korataba be izao, rankizy? [1.1] |
Examples |
5 Nitsotra teo am-parafara izy, fa ny eritreriny nikodingidingy, nidina ny tohatra, hitady olo-maro sy korataba. [2.529] |
Derivatives |
|
Synonyms | 11 kotaba |
Anagrams | 12 atrabako, atrobaka, borataka, korataba, rako-bata |
Updated on 2023/01/20 |