|
|
|
|

Entry1  korefa
Root  2  refa
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.10#K347] sisin-javatra toy ny lamba na akanjo na elatra, ets. midina ambany dia ambany, mila hikasika ny tany na efa mikasika mihitsy aza.
5  [1.1] Toetran' ny zavatra (lamba, akanjo, elatra...) mitaritarika na mirefarefa amin' ny tany, mila hikasika ny tany na mikasika mihitsy aza
Explanations in French  6  [1.3#354] état de ce qui traîne ; action de traîner à terre, comme le bord, la queue des habits
figuré: action d’agir avec lenteur dans les affaires
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :
Synonyms  12  kirefarefa, korebareba, korefarefa

Anagrams  13 

Updated on 2025/01/21