|
|
|
|

Entry1  korebareba
Root  2  rebareba
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.10#K347] sisin-javatra toy ny lamba na akanjo na elatra, ets. midina ambany dia ambany, mila hikasika ny tany na efa mikasika mihitsy aza.
Synonyms  5  kirefarefa, korefa, korefarefa

Updated on 2024/12/11