Entry (1/2) | 1 rebareba |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in French |
3 traînant, long et ample comme une robe [1.3#519] |
Examples |
4 Tsaroako koa ny fitafiko lamba rebareba fa toa tsy dia manaja loatra [2.4#] 5 nikiraro baoty tonta izy, satroka tsy hita amin' ny fizaran-taona firy no nisatrohany, nitafy akanjo rebareba mainty vasoka sy niofon' andro izy [2.270#] |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 7 rebareba |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 akanjo na fitafiana lava be sy mitaritarika [1.1] |
Explanations in French |
10 habit large, long, traînant [1.3#519] |
Examples |
11 Hitany aho, izaho, ilay pretra mitondra rebareba efa konka. [1.369#] |
Derivatives |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word rebareba |
Updated on 2021/07/31 |