Entry 1/3 |
koro
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fisavorotahan-javatra, fikoavana na fahasimbana; fianjerana na firodanana ka levona ny hasoany. [1.1]
|
Derivatives |
|
Synonyms | |
|
Entry 2/3 |
koro
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | [Tanala]
Saiky bory tanteraka: koro sofy [1.78]
|
|
Entry 3/3 |
koro
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Noborina sofina (na ny sofina anila na izy roa mihitsy [1.1]
|
Explanations in French | à qui on a coupé une oreille ou les deux [1.3]
|
Derivatives |
|
|