Entry | 1 koroana |
Root | 2 koro |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Borina sofina: Nokoroin' ny olona ny sofin' ilay ondry anila fa nihinana ny ketsany [1.1] |
Explanations in French |
5 Qu’on essorille: Nihinana ny ketsan' olona io ondry io ka nokoroiny ny sofiny anila (Cette brebis broutait un semis de riz et on lui a coupé une oreille) [1.3#356] |
Morphology |
|
Other spellings | 10 koroina |
Anagrams | 11 akorano, anorako, aronako, karonao, koroana, naorako, naoroka, naraoko, naroako |
Updated on 2023/02/28 |