Entry | 1 korombina |
Root | 2 koromby |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Arovana, alofana: Korombio tsara ireo voa vao nafafiko ireo 5 Tehirizina, tandremana tsy ho simba: Nokorombiko tsara tao an-trano ireo voa nokendreko hafafy [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 10 akorombin, korombina, nakoromby, norimbako, rombinako |
Updated on 2023/01/20 |