|
|
|
|

Entry (1/2)1  koromby
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fandri-borona
Bara vy atsatotsatoka eo amin'ny varavarankely
Farafara mandeha azo aforitra na ahorona

Entry (2/2)4  koromby
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Fakofako na bozaka asarona ny voa vao nafafy na vao mitsimoka na zanaborona vao foy koa aza, mba hiaro azy.
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :

Anagrams  12  kirombo, korombi, koromby

Updated on 2020/07/31