|
|
|
|

Entry1  korondendy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fisafotofotoana tsy misy filaminana, fitenitenenana kitoatota, misafotofoto tsy milamina.
Maloto, misotisoty, misolitika, misolitiditika tsy mahadio tena, voretra, mikesonkesona, mifotafota
Synonyms  4  korandendy

Updated on 2024/12/10