Entry | 1 korandendy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fisafotofotoana tsy misy filaminana, fitenitenenana kitoatota, misafotofoto tsy milamina. |
Derivatives |
|
Synonyms | 9 korondendy |
Analogs | 10 maloto, misotisoty, misolitika, misolitiditika tsy mahadio tena, voretra, mikesonkesona, mifotafota |
Updated on 2025/01/21 |