Entry | 1 kororoka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fanesorana ny akofa amin' ny vary amin' ny fomba toy izao: araraka avy ambony ny vary ka amin' izay entin' ny rivotra miaraka aminy ny bozaka sy ny akofa ary dia ny voam-bary kosa no milatsaka ka azo raofina 4 Ozona, fanozonana 5 Fanaratsiana [1.1] |
Derivatives |
|
Anagrams | 11 akororok, kororoka |
Updated on 2020/07/31 |