Entry | 1 mikororoka |
Root | 2 kororoka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manala ny voam-bary amin' ny bozaka na ny akofa ka toy izao no fanaovana izany: alaina ny vary dia araraka avy ambony ary dia entin' ny rivotra ny bozaka na ny akofa..., fa ny voam-bary kosa midina ka angonina amin' ny sahafa Manaratsy: Loza iny vehivavy iny raha hikororoka olona |
Explanations in English |
5 [1.7] to winnow grain in the wind |
Explanations in French |
6 [1.8] vanner à la brise |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mikororoka |
Updated on 2024/12/11 |