|
|
|
|

Entry1  kotrehina
Root  2  kotrika
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] (atody) Ambombana mba hafana ka ho foy: Atody folo no nokotrehin' Ikalamavo ka telo monja no foy
Tazonina, giazana ao an-trano: Kotrehinao ao antrano ny zanakao ka tsy mba mahalala ny fanaon' ny olona
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Proverbs  9  Proverbs containing the word kotrehina

Anagrams  10 

Updated on 2025/01/21