Entry | 1 lambamena |
Elementary words | 2 lamba, mena |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Lamba vita amin' ny landibe, izay matetika miloko mena antitra, atao famonosana ny maty noho izy mafy tsy mety 10, nefa ataon' ny zokiolona fitondra ihany koa rehefa mianjaika amin' ny andro iray [1.1] |
Explanations in English |
5 a deep red-colored shroud for the dead [1.7] |
Explanations in French |
6 linceul en soie rouge bordeaux [1.8] |
Examples |
7 Lasan-dRakoto ny lambamena! [2.285] 8 Taloha, dia lambamena no fanaonay. [2.245] |
Compound words |
|
Titles | 10 Kabary amin' ny fampisehoan-dambamena ho entin' ny maty (Rasamuel Maurice) |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word lambamena |
Anagrams | 12 lambamena, manambela, Menalamba, menalamba |
Updated on 2023/08/15 |