Entry | 1 lambolamboina |
Root | 2 lambolambo |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Lamaina, alana raorao: Nolambolamboiny tsara ny tarehiny 5 Safosafoina (amin' ny tanana): Nolambolamboiny tamin' ny tanany ny volon-dohan' ny zanany 6 Tambatambazana, tehatehafina: Lambolamboy kely ny zandrinao fa mitomany [1.1] |
Explanations in English |
7 to be smoothed; to be caressed [1.7] |
Explanations in French |
8 qu'on polit; qu'on caresse [1.8] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word lambolamboina |
Updated on 2023/01/20 |