Entry (1/2) | 1 lambolambo |
Root | 2 lambo |
Part of speech | 3 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
9 safosafo [Sihanaka]
[1.78] 10 Fanaovana izay hampahalamalama hialan' ny maraorao; fisafosafoana feno tambitamby. [1.1#529] |
Explanations in French |
11 Polissage 12 figuré: caresse faite avec la main [1.3#381] |
Synonyms | 13 lambo |
Entry (2/2) | 14 lambolambo |
Root | 15 lambo |
Part of speech | 16 adjective |
Explanations in Malagasy |
17 Jereo mandina [1.1#529] |
Synonyms | 18 malambolambo |
Updated on 2023/04/09 |