Entry (1/2) | 1 mandina |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1#604] Malamalama ary toa mamirapiratra amin' ny fijery azy toy ny nohosorana menaka, tsy mangavoka, mangirana ohatra ny misy menaka: Mandin' ny tsemboka ny tarehiny Miadana, sambatra, velom-pinaritra |
Explanations in French |
4 [1.3#430] lisse, poli, uni, lustré, luisant, qui a la peau ou le poil lisse |
Derivatives |
|
Synonyms | 10 mandimandina |
Analogs | 11 mililotra, mihilotrilotra, mihilontrilona, mangilohilo, mangilatra, malaholaho, malandilandy, malambolambo, minendonendo, malamalama, mamirapiratra |
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mandina |
Entry (2/2) | 15 mandina |
Root | 16 dina |
Part of speech | 17 active verb |
Explanations in English |
18 [1.2] [Provincial]
to cut a piece off |
Morphology |
|
Proverbs | 22 Proverbs containing the word mandina |
Anagrams | 23 |
Updated on 2025/01/28 |