|
|
|
|

Entry1  mandimandina
Root  2  mandina
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Malamalama ary toa mamirapiratra amin' ny fijery azy toy ny nohosorana menaka, tsy mangavoka, mangirana ohatra ny misy menaka: Mandimandin' ny tsemboka ny tarehiny
Miadana, sambatra, velom-pinaritra
Explanations in French  5  [1.3] [duplicatif]
Examples  6  mandimandina ery ny vilany; [2.470]
7  Maitso mavana ny voahary ary mandimandina avokoa izay tazanina. [2.470]
Derivatives 
8  Names :
Synonyms  9  mandina
Analogs  10  mililotra, mihilotrilotra, mihilontrilona, mangilohilo, mangilatra, malaholaho, malandilandy, malambolambo, minendonendo, malamalama, mamirapiratra
Proverbs  11  Proverbs containing the word mandimandina

Updated on 2025/01/21