Entry 1/3 |
malaholaho
(laholaho)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Manan-tsiro masiatsiaka: Tsy tiako ity divay ity fa malaholaho izany [1.1]
|
Synonyms | |
|
Entry 2/3 |
malaholaho
(laholaho)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza olona madinika mason-koditra, malefaka toy ny volon' akondro [1.1]
|
Explanations in French | Qui a la peau fine, veloutée et luisante; qui a le teint fin et luisant avec une couleur jaunâtre ou olivâtre [1.3]
|
|
Entry 3/3 |
malaholaho
(laholaho)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Reraka dia reraka efa ambavahoana [1.1]
|
|