Entry (1/3) | 1 malaholaho |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manan-tsiro masiatsiaka: Tsy tiako ity divay ity fa malaholaho izany |
Root | 4 laholaho |
Synonyms | 5 malaho |
Entry (2/3) | 6 malaholaho |
Part of speech | 7 adjective |
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Enti-milaza olona madinika mason-koditra, malefaka toy ny volon' akondro |
Explanations in French |
9 [1.3] qui a la peau fine, veloutée et luisante; qui a le teint fin et luisant avec une couleur jaunâtre ou olivâtre |
Root | 10 laholaho |
Entry (3/3) | 11 malaholaho |
Part of speech | 12 adjective |
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] Reraka dia reraka efa ambavahoana |
Root | 14 laholaho |
Anagrams | 15 ahalohalom, mahaloloha, malaholaho |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |