|
|
|
|

Entry1  mandambolambo
Root  2  lambolambo
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mandama: Mandambolambo ny ampiantany amin' ny hazofisaka
5  Manafosafo amin' ny tanana: Isaky ny mihetsika izao, mandambolambo ny volombavany Rangahy io
6  Manambitamby: Fantatro ny hevitrao ianao mandambolambo ahy io [1.1]
Explanations in English  7  to smooth, to polish; to caress [1.7]
Explanations in French  8  lisser, polir; caresser avec la main [1.8]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing the word mandambolambo

Updated on 2023/01/20