Entry | 1 lanjalanjaina |
Root | 2 lanjalanja |
Part of speech | 3 passive verb |
Examples |
4 [2.558] ny hazon' Andriana tsy tonga, fa ny fanoto no lanjalanjaina 5 [4.27] Tsy maintsy lanjalanjaina tsara ny sarany sy ny tombontsoan' ny asa atao ho an' ny firenena, ampitahaina ny vola laniana aminy sy ny tombontsoa azo avy aminy. |
Morphology |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word lanjalanjaina |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |