Examples |
1 | Lasalasa tokoa ny fisainany nandre sy nandinika ny vetsovetson-janany.
[2.470]
|
2 | Efa nialan' ny anjaran' ny tompon-tsambo anefa izany , ka lasalasa ny saiko nanao manambatra sy manala.
[2.471]
|
3 | Ny mandra-pihaonan' i Zozefinina aza toa lasalasa foana tsy niniany!
[2.499]
|
|