Entry | 1 latsaina |
Root | 2 latsa |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Esoina ka akoraina amin' ny fahoriana mahazo azy [1.1] |
Explanations in English |
5 to be upbraided, to be reproached [1.2] 6 to be reproached, to be insulted [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on insulte [1.3#389, 1.8] 8 qu'on injurie [1.3#389] |
Examples |
9 ary raha misavily ambony bao, tsy latsaina? [2.69#210] 10 Aza latsaina ny momba, fa tsy ny olombelona no tompo mpandahatra. [2.296#98] 11 Fa niala tany aminay ndeha hitady izahay, ka raha sendra ny tsy mety: aza latsaina, fa rehefa voa hono tsy hary hendry ihany. [2.245#54] |
Morphology |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word latsaina |
Anagrams | 17 latsaina, latsiana |
Updated on 2023/01/20 |