|
|
|
|

Entry (1/2)1  latsa-
Part of speech  2  morphological form of latsaka
Examples  3  na izay nikiaka mba ho latsa-drà. [2.59]
4  latsa-dranomaso i Dada nahita izany. [2.472]

Entry (2/2)5  latsa
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7  [1.78] [Tanosy] gaga
8  [1.1] Teny maharary entimaneso na manakora olona voa; teny atao amin' izay voa tamin' ny zavatra nandrarana azy; fitenenana olona tsy mahay mankasitraka ka ampahatsiahivina azy amin' izany ny soanatao taminy.
Explanations in English  9  [1.2, 1.7] reproach
10  [1.2] upbraiding
11  [1.7] an insult
Explanations in French  12  [1.8] reproche, injure
Examples  13  Sady latsa no menatr' olona. [2.69]
14  Koa aza atao latsa ho anay ny fanahy tsy ampy. [2.298]
Vocabulary  15  Emotions
Derivatives 
16  Active verbs :
17  Passive verbs :
18  Relative verbs :
19  Names :
20  Adjectives :
Proverbs  21  Proverbs containing the word latsa

Anagrams  22  latsa, latsa-

Updated on 2025/02/02